Utilisateur:Brice Sedra
|
Ny teny malagasy no tenim-pirenena nahabe ity mpikambana ity.
|
Bonjour,
Je m'appelle Brice,
Mes domaines de compétence : la Géographie, l'Environnement, l'Aménagement du Territoire, Les TIC et la communication
Mes sujets préférés : La protection de l'Environnement à Madagascar, les us et coutumes, la vie Numérique, les voyages, l'éducation
Mon passe-temps préféré : les Dessins animés, les BD
J'aimerais surtout partager et échanger.
Salama,
Faly tafahaona aminareo!
Brice Sedra no fiantsoana ahy, tsy nolazaiko tamin'ny teny frantsay ilay Sedra fa natokako ho an'ny Malagasy ;-)
Ny sehatra manavanana ahy : Ny Jeographia (Géographie), ny Tontolo Iainana, Ny Fanajariana ny Tany, ny Teknolojia Vaovao ary ny Fifandraisana
Ny mahasarika ahy manokana : Ny fiarovana ny Tontolo Iainana eto Madagasikara, ny fomba amam-panao, ny sehatra ara-informatika, ny Fandehandehanana ary ny Fampianarana.
Ny fialamboliko : Mijery Sarimiaina