Aller au contenu

Utilisateur:RACK RK7/Brouillon

Une page de Wikipédia, l'encyclopédie libre.
                     Antananarivo

toerana iray tsy ho voafafa anaty saiko tany tokana niainako ny tena hoe fitia vohitra iray 'zay nanamarika ny fiainako ka nahatonga ahy hiventso an-tononkalo ilay tsy tia

rehefa hariva hariva toa tsapako eny foana anaty nofinofy ny fiainan-tsika roa hoe:"takariva iray hono izao sy ianao no niaona" nifampiondana fitiavana..ka nampiray ny fo

dia iny toa tsy hita vetivety kely teo lasa nidify an-kady lay masoandro iondanantsika lay orokao malemy teo imolotro iny aveo no nanafana tampoka iny andro nangatsiaka

Eny mantsy zato nofiko, ty tomaniko mangina. lay bitsikao ampoto-tsofiko, tsy ho voavidy na raovina!!...

mijaly rehefa tia, fa hiafiko tsy maninona. na tsy ho tia ah aza ndry, tsy ho ataoko tsinotsinona.

ka ahoana hoy ianao, ny hanadino ity tanàna... tanàna izay naha toy izao, na nahitako ny hadalàna???.

                                                                 Rivoniaina Tolotra